1 Tantara 16:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Omeo an’i Jehovah izay tokony homena azy, ry foko eo amin’ireo firenena.Omeo an’i Jehovah izay tokony homena azy, satria be voninahitra sady matanjaka izy.+ Salamo 96:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Haja amam-boninahitra no eo anatrehany;+Ary hery sy hatsarana no ao amin’ny toerany masina.+
28 Omeo an’i Jehovah izay tokony homena azy, ry foko eo amin’ireo firenena.Omeo an’i Jehovah izay tokony homena azy, satria be voninahitra sady matanjaka izy.+