Salamo 66:16, 17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Avia hihaino ahy ianareo rehetra matahotra an’Andriamanitra,Dia hotantaraiko anareo izay nataony ho ahy.+ 17 Niantso azy ny vavako,Ary nanome voninahitra azy ny lelako.
16 Avia hihaino ahy ianareo rehetra matahotra an’Andriamanitra,Dia hotantaraiko anareo izay nataony ho ahy.+ 17 Niantso azy ny vavako,Ary nanome voninahitra azy ny lelako.