Salamo 119:55 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 55 Mahatsiaro ny anaranao aho mandritra ny alina, Jehovah ô,+Mba hankatoavako ny lalànao. Salamo 119:148 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 148 Mbola tsy mifarana ny fiambenana amin’ny alina dia efa mihiratra ny masoko,Mba ho afaka hisaintsaina* ny teninao aho.+
148 Mbola tsy mifarana ny fiambenana amin’ny alina dia efa mihiratra ny masoko,Mba ho afaka hisaintsaina* ny teninao aho.+