Salamo 9:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Hotsarainy araka ny rariny ny tany misy mponina;*+Hamoaka didim-pitsarana ara-drariny ho an’ireo firenena izy.+ Salamo 96:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Lazao amin’ireo firenena hoe: “Lasa Mpanjaka i Jehovah!+ Mafy orina ny tany* ka tsy voahozongozona.* Hotsarainy araka ny rariny ny vahoaka.”+ Salamo 98:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Eo anatrehan’i Jehovah, fa tonga* hitsara ny tany izy. Hotsarainy araka ny rariny ny tany misy mponina,*+Ary hotsarainy araka ny hitsiny ireo firenena.+ Romanina 2:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Mafy loha anefa ianao ary tsy mety mibebaka ny fonao, ka hoatran’ny hoe manangona ny fahatezeran’Andriamanitra ho anao amin’ilay andro hanamparany ny hatezerany sy hitsarany araka ny rariny ianao.+
8 Hotsarainy araka ny rariny ny tany misy mponina;*+Hamoaka didim-pitsarana ara-drariny ho an’ireo firenena izy.+
10 Lazao amin’ireo firenena hoe: “Lasa Mpanjaka i Jehovah!+ Mafy orina ny tany* ka tsy voahozongozona.* Hotsarainy araka ny rariny ny vahoaka.”+
9 Eo anatrehan’i Jehovah, fa tonga* hitsara ny tany izy. Hotsarainy araka ny rariny ny tany misy mponina,*+Ary hotsarainy araka ny hitsiny ireo firenena.+
5 Mafy loha anefa ianao ary tsy mety mibebaka ny fonao, ka hoatran’ny hoe manangona ny fahatezeran’Andriamanitra ho anao amin’ilay andro hanamparany ny hatezerany sy hitsarany araka ny rariny ianao.+