Salamo 22:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Hahatsiaro an’i Jehovah ny olona hatrany amin’ny faran’ny tany, ka hiverina aminy. Hiankohoka eo anatrehanao ny foko rehetra eo amin’ireo firenena.+ Apokalypsy 15:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Iza no tsy hatahotra anao, Jehovah* ô, ary iza no tsy hanome voninahitra ny anaranao? Ianao irery ihany mantsy no tsy mivadika!+ Fa ho avy hivavaka eo anatrehanao ny firenena rehetra,+ satria efa naseho ny didim-pitsaranao ara-drariny.”
27 Hahatsiaro an’i Jehovah ny olona hatrany amin’ny faran’ny tany, ka hiverina aminy. Hiankohoka eo anatrehanao ny foko rehetra eo amin’ireo firenena.+
4 Iza no tsy hatahotra anao, Jehovah* ô, ary iza no tsy hanome voninahitra ny anaranao? Ianao irery ihany mantsy no tsy mivadika!+ Fa ho avy hivavaka eo anatrehanao ny firenena rehetra,+ satria efa naseho ny didim-pitsaranao ara-drariny.”