Deoteronomia 28:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 “Raha tsy mihaino ny feon’i Jehovah Andriamanitrao kosa ianao, ka tsy mankatò ny didiny rehetra sy ny lalàny omeko anao androany, dia ho tanteraka aminao ireto ozona rehetra ireto, sady hahatratra anao:+ Deoteronomia 28:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Hohidiako ny lanitra eo ambony lohanao mba tsy handatsaka orana, ary hataoko tsy mamokatra ny tany eo ambany tongotrao.*+ Salamo 107:33, 34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Manova ny renirano ho tany efitra Andriamanitra,Sy manova ny loharano ho tany karakaina,+34 Ary ny tany mahavokatra ho tany ngazana feno sira,+Noho ny ratsy ataon’ny olona mipetraka ao.
15 “Raha tsy mihaino ny feon’i Jehovah Andriamanitrao kosa ianao, ka tsy mankatò ny didiny rehetra sy ny lalàny omeko anao androany, dia ho tanteraka aminao ireto ozona rehetra ireto, sady hahatratra anao:+
23 Hohidiako ny lanitra eo ambony lohanao mba tsy handatsaka orana, ary hataoko tsy mamokatra ny tany eo ambany tongotrao.*+
33 Manova ny renirano ho tany efitra Andriamanitra,Sy manova ny loharano ho tany karakaina,+34 Ary ny tany mahavokatra ho tany ngazana feno sira,+Noho ny ratsy ataon’ny olona mipetraka ao.