Isaia 50:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Natolotro tamin’ny olona nikapoka ahy ny lamosiko,Ary ny takolako natolotro tamin’ireo nanongotra ny volombavako. Ny tarehiko koa tsy mba nafeniko tamin’ny olona nanala baraka sy nandrora ahy.+ Matio 26:67 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 67 Nororan’izy ireo ny tarehiny+ avy eo, dia nasiany totohondry izy.+ Ny sasany indray namely tehamaina azy+ Matio 27:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Nandrandrana fehiloha tsilo koa izy ireo ka nataony teo amin’ny lohan’i Jesosy, dia nasiany bararata teny an-tanany ankavanana. Ary nandohalika teo anatrehany izy ireo, dia nanesoeso azy sady niteny hoe: “Miarahaba anao,* ry Mpanjakan’ny Jiosy!”
6 Natolotro tamin’ny olona nikapoka ahy ny lamosiko,Ary ny takolako natolotro tamin’ireo nanongotra ny volombavako. Ny tarehiko koa tsy mba nafeniko tamin’ny olona nanala baraka sy nandrora ahy.+
67 Nororan’izy ireo ny tarehiny+ avy eo, dia nasiany totohondry izy.+ Ny sasany indray namely tehamaina azy+
29 Nandrandrana fehiloha tsilo koa izy ireo ka nataony teo amin’ny lohan’i Jesosy, dia nasiany bararata teny an-tanany ankavanana. Ary nandohalika teo anatrehany izy ireo, dia nanesoeso azy sady niteny hoe: “Miarahaba anao,* ry Mpanjakan’ny Jiosy!”