-
Salamo 31:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
Ary atahoran’ny olom-pantatro aho;
Andosiran’izy ireo aho rehefa hitany eny ivelany eny.+
-
-
Jaona 1:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Tonga tao amin’ny tany niaviany izy, nefa tsy nandray azy ny olona tao.
-