Mika 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Mihainoa, ry vahoaka rehetra! Mihainoa tsara, ry tany sy izay rehetra eo aminao!Henoy tsara ny hiampangan’i Jehovah Tompo Fara Tampony anao,+Dia i Jehovah izay ao amin’ny tempoliny masina. Habakoka 2:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ao amin’ny tempoliny masina anefa i Jehovah.+ Mangìna àry eo anatrehany, ry tany manontolo!’”+
2 “Mihainoa, ry vahoaka rehetra! Mihainoa tsara, ry tany sy izay rehetra eo aminao!Henoy tsara ny hiampangan’i Jehovah Tompo Fara Tampony anao,+Dia i Jehovah izay ao amin’ny tempoliny masina.