Salamo 19:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tonga lafatra ny lalàn’i Jehovah,+ manome hery indray.*+ Azo atokisana ny fampahatsiahivan’i Jehovah,+ mampahahendry an’izay tsy dia nahita fiainana.+ Salamo 40:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ny manao ny sitraponao no mahafinaritra ahy,* Andriamanitra ô,+Ary ao anatiko lalina ao ny lalànao.+ Salamo 112:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 112 Derao i Jah!*+ א [Alefa] Sambatra izay olona matahotra an’i Jehovah,+ב [Beta]Sy finaritra erỳ mankatò ny didiny.+ Matio 5:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “Sambatra izay mahatsapa fa mila an’Andriamanitra,*+ fa azy ny Fanjakan’ny lanitra. Romanina 7:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Raha ny tsapako ato am-poko ato, dia tena mahafinaritra ahy ny lalàn’Andriamanitra.+ Jakoba 1:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Fa izay mandinika tsara an’ilay lalàna tonga lafatra+ izay manafaka ny olona, ka manaraka an’izany foana, dia lasa mpankatò ny teny fa tsy mpihaino manadino. Ho sambatra izy rehefa mankatò.+
7 Tonga lafatra ny lalàn’i Jehovah,+ manome hery indray.*+ Azo atokisana ny fampahatsiahivan’i Jehovah,+ mampahahendry an’izay tsy dia nahita fiainana.+
8 Ny manao ny sitraponao no mahafinaritra ahy,* Andriamanitra ô,+Ary ao anatiko lalina ao ny lalànao.+
112 Derao i Jah!*+ א [Alefa] Sambatra izay olona matahotra an’i Jehovah,+ב [Beta]Sy finaritra erỳ mankatò ny didiny.+
25 Fa izay mandinika tsara an’ilay lalàna tonga lafatra+ izay manafaka ny olona, ka manaraka an’izany foana, dia lasa mpankatò ny teny fa tsy mpihaino manadino. Ho sambatra izy rehefa mankatò.+