FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 34:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Mialà amin’ny ratsy ka manaova ny tsara;+

      Mitadiava fihavanana ka tandrovy izany.+

  • Salamo 101:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Tsy hanisy zavatra tsy misy dikany* ho eo anoloan’ny masoko aho.

      Halako ny zavatra ataon’ireo miala amin’ny lala-mahitsy;+

      Tsy hifandray amin’ireny mihitsy aho.*

  • Salamo 119:104
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 104 Ny didinao no mahatonga ahy hahira-tsaina+ amin’izay ataoko,

      Ka halako ny lalan-diso+ rehetra.

  • Romanina 12:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Aza asiana fihatsarambelatsihy ny fitiavanareo.+ Ankahalao ny ratsy,+ ary mifikira amin’ny tsara.

  • Hebreo 1:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Tianao ny fahamarinana, fa halanao ny fandikan-dalàna. Izany no nahatonga an’Andriamanitra, ilay Andriamanitrao, hanosotra anao+ menaka mahafalifaly mihoatra noho ireo namanao.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara