Salamo 37:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Fa tia rariny i Jehovah,Ka tsy hahafoy an’izay tsy mivadika aminy.+ ע [Aina] Ho voaro foana izy ireo,+Fa horinganina kosa ny taranaky ny ratsy fanahy.+ Salamo 145:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Miaro an’izay rehetra tia azy i Jehovah,+Fa ny ratsy fanahy rehetra kosa haringany.+
28 Fa tia rariny i Jehovah,Ka tsy hahafoy an’izay tsy mivadika aminy.+ ע [Aina] Ho voaro foana izy ireo,+Fa horinganina kosa ny taranaky ny ratsy fanahy.+