FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 112:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Mamirapiratra toy ny hazavana ao anaty haizina+ izy amin’ny olona manao izay mahitsy.

      ח [Heta]

      Mangoraka* sy mamindra fo+ ary manao ny marina izy.

  • Ohabolana 4:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Ny lalan’ny marina kosa toy ny hazavan’ny maraina,

      Izay mihamazava tsikelikely mandra-pahatoandron’ny andro.+

  • Isaia 30:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Ho toy ny hazavan’ny masoandro ny hazavan’ny volana fenomanana. Ary ho avo fito heny ny hazavan’ny masoandro, hoatran’ny hazavana fito andro,+ rehefa fonosin’i Jehovah ny ratran’ny* vahoakany,+ ary sitraniny ny fery lalina vokatry ny kapoka nataony taminy.+

  • Mika 7:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Tezitra amiko i Jehovah nefa hiaretako izany,

      Satria efa nanota taminy aho.+

      Hiaretako izany, mandra-pitsangany hiaro ahy any amin’ny fitsarana ka hanome rariny ahy.

      Havoakany ho eny amin’ny mazava aho,

      Dia ho hitako fa rariny ny azy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara