Salamo 90:5, 6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Mifaoka olona tampoka ianao,+ ka miserana toy ny torimaso izy ireo;Toy ny ahitra mitsimoka+ izy ireo rehefa maraina. 6 Mamony izy rehefa maraina ka mandrobona,Nefa malazo sy maina+ rehefa hariva. 1 Petera 1:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Fa “hoatran’ny ahitra ny olombelona* rehetra, ary hoatran’ny voninkazo eny an-tsaha ny voninahiny rehetra. Malazo ny ahitra, ary mihintsana ny voniny,
5 Mifaoka olona tampoka ianao,+ ka miserana toy ny torimaso izy ireo;Toy ny ahitra mitsimoka+ izy ireo rehefa maraina. 6 Mamony izy rehefa maraina ka mandrobona,Nefa malazo sy maina+ rehefa hariva.
24 Fa “hoatran’ny ahitra ny olombelona* rehetra, ary hoatran’ny voninkazo eny an-tsaha ny voninahiny rehetra. Malazo ny ahitra, ary mihintsana ny voniny,