Eksodosy 15:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Nanao an’izao hira izao ho an’i Jehovah i Mosesy sy ny Israelita, tamin’izay:+ “Hihira ho an’i Jehovah aho, fa lasa misandratra avo dia avo izy.+ Natsipiny mafy tao an-dranomasina ny soavaly sy ny mpitaingina azy.+
15 Nanao an’izao hira izao ho an’i Jehovah i Mosesy sy ny Israelita, tamin’izay:+ “Hihira ho an’i Jehovah aho, fa lasa misandratra avo dia avo izy.+ Natsipiny mafy tao an-dranomasina ny soavaly sy ny mpitaingina azy.+