Salamo 25:12, 13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Iza no olona matahotra an’i Jehovah?+ Hatorony azy izay lalana tokony hofidiny.+ נ [Nona] 13 Hahita soa izy,+Ary ho lasa fananan’ny taranany ny tany.+ Salamo 37:25, 26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Efa mba tanora ihany aho, ary efa antitra aho izao,Nefa mbola tsy nahita olo-marina nafoy,+Na nahita ny zanany nangataka sakafo.*+ 26 Vonona hampisambotra foana izy,+Ary hahazo fitahiana ny zanany.
12 Iza no olona matahotra an’i Jehovah?+ Hatorony azy izay lalana tokony hofidiny.+ נ [Nona] 13 Hahita soa izy,+Ary ho lasa fananan’ny taranany ny tany.+
25 Efa mba tanora ihany aho, ary efa antitra aho izao,Nefa mbola tsy nahita olo-marina nafoy,+Na nahita ny zanany nangataka sakafo.*+ 26 Vonona hampisambotra foana izy,+Ary hahazo fitahiana ny zanany.