Salamo 97:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa ianao, Jehovah ô, no Avo Indrindra manerana ny tany manontolo;Misandratra avo dia avo noho ny andriamanitra rehetra ianao.+ Salamo 99:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Tena miavaka i Jehovah ao Ziona,Ary ambony noho ny firenena rehetra izy.+
9 Fa ianao, Jehovah ô, no Avo Indrindra manerana ny tany manontolo;Misandratra avo dia avo noho ny andriamanitra rehetra ianao.+