Isaia 51:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Izaho Ilay mampionona anareo.+ Dia nahoana ianao no matahotra ny olombelona mety maty izay ho faty ihany,+Sy ny zanak’olombelona izay halazo hoatran’ny ahitra? Romanina 8:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Inona àry no holazaintsika amin’izany? Raha manohana antsika Andriamanitra, dia iza no hahavita hanohitra antsika?+ Hebreo 13:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia ho be herim-po isika amin’izay, ka hilaza hoe: “I Jehovah* no mpanampy ahy, ka tsy hatahotra aho. Inona moa no azon’ny olona atao amiko?”+
12 “Izaho Ilay mampionona anareo.+ Dia nahoana ianao no matahotra ny olombelona mety maty izay ho faty ihany,+Sy ny zanak’olombelona izay halazo hoatran’ny ahitra?
31 Inona àry no holazaintsika amin’izany? Raha manohana antsika Andriamanitra, dia iza no hahavita hanohitra antsika?+
6 Dia ho be herim-po isika amin’izay, ka hilaza hoe: “I Jehovah* no mpanampy ahy, ka tsy hatahotra aho. Inona moa no azon’ny olona atao amiko?”+