Eksodosy 15:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 I Jah* no tanjako sy heriko, satria izy no lasa mpamonjy ahy.+ Izy no Andriamanitro ka hidera azy aho.+ Andriamanitry ny razambeko izy+ ka hasandratro.+ Salamo 18:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 I Jehovah no harambatoko sy manda fiarovana ho ahy ary Mpamonjy ahy.+ Ilay Andriamanitro no vatolampiko.+ Ao aminy aho no mialoka,Izy no ampingako sy tandroka* famonjena* ahy, fialofana* azoko antoka.+ Isaia 12:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Andriamanitra no mpamonjy ahy.+ Hatoky aho ka tsy hatahotra be,+Fa i Jah* Jehovah no tanjako sy heriko,Ary izy no lasa mpamonjy ahy.”+
2 I Jah* no tanjako sy heriko, satria izy no lasa mpamonjy ahy.+ Izy no Andriamanitro ka hidera azy aho.+ Andriamanitry ny razambeko izy+ ka hasandratro.+
2 I Jehovah no harambatoko sy manda fiarovana ho ahy ary Mpamonjy ahy.+ Ilay Andriamanitro no vatolampiko.+ Ao aminy aho no mialoka,Izy no ampingako sy tandroka* famonjena* ahy, fialofana* azoko antoka.+
2 Andriamanitra no mpamonjy ahy.+ Hatoky aho ka tsy hatahotra be,+Fa i Jah* Jehovah no tanjako sy heriko,Ary izy no lasa mpamonjy ahy.”+