Joba 23:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Tsy niala tamin’ny didy nambarany aho. Notandremako mihoatra noho izay notakina tamiko ny teniny sady sarobidy tamiko.+ Salamo 119:174 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 174 Tsy andriko izay hamonjenao ahy, Jehovah ô,Ary mahafinaritra ahy ny lalànao.+ Romanina 7:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Raha ny tsapako ato am-poko ato, dia tena mahafinaritra ahy ny lalàn’Andriamanitra.+
12 Tsy niala tamin’ny didy nambarany aho. Notandremako mihoatra noho izay notakina tamiko ny teniny sady sarobidy tamiko.+