Salamo 119:158 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 158 Rikoriko aho mahita ny mpamitaka,Satria tsy mankatò ny teninao izy ireny.+ Salamo 139:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Jehovah ô, tsy mankahala an’izay mankahala anao+ ve aho?Tsy maharikoriko ahy ve izay mikomy aminao?+ Ohabolana 28:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Midera ny ratsy fanahy ny olona mandika lalàna,Fa tezitra amin’ireny kosa izay mankatò lalàna.+
21 Jehovah ô, tsy mankahala an’izay mankahala anao+ ve aho?Tsy maharikoriko ahy ve izay mikomy aminao?+