1 Tantara 22:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Hanampy anao ho malina sy hahira-tsaina anie i Jehovah,+ rehefa omeny fahefana hitondra ny Israely ianao! Amin’izay ianao dia hanaraka ny lalàn’i Jehovah Andriamanitrao.+ Joba 32:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Kanefa ny fanahin’Andriamanitra izay ao amin’ny olona,Dia ny fofonain’ilay Mahery Indrindra, no manome azy fahiratan-tsaina.+
12 Hanampy anao ho malina sy hahira-tsaina anie i Jehovah,+ rehefa omeny fahefana hitondra ny Israely ianao! Amin’izay ianao dia hanaraka ny lalàn’i Jehovah Andriamanitrao.+
8 Kanefa ny fanahin’Andriamanitra izay ao amin’ny olona,Dia ny fofonain’ilay Mahery Indrindra, no manome azy fahiratan-tsaina.+