Salamo 19:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tonga lafatra ny lalàn’i Jehovah,+ manome hery indray.*+ Azo atokisana ny fampahatsiahivan’i Jehovah,+ mampahahendry an’izay tsy dia nahita fiainana.+ Ohabolana 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Ny ohabolan’i Solomona+ zanak’i Davida,+ mpanjakan’ny Israely.+ Ohabolana 1:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nosoratana koa ireny mba ho lasa malina+ ny olona mbola tsy dia nahita fiainana,*Ary hanam-pahalalana sy hahay hisaina tsara ny tanora.+ 2 Timoty 3:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary mbola zazakely+ ianao dia efa nahalala ny Soratra Masina,+ izay mampahahendry anao ka hahatonga anao ho voavonjy noho ianao mino an’i Kristy Jesosy.+
7 Tonga lafatra ny lalàn’i Jehovah,+ manome hery indray.*+ Azo atokisana ny fampahatsiahivan’i Jehovah,+ mampahahendry an’izay tsy dia nahita fiainana.+
4 Nosoratana koa ireny mba ho lasa malina+ ny olona mbola tsy dia nahita fiainana,*Ary hanam-pahalalana sy hahay hisaina tsara ny tanora.+
15 Ary mbola zazakely+ ianao dia efa nahalala ny Soratra Masina,+ izay mampahahendry anao ka hahatonga anao ho voavonjy noho ianao mino an’i Kristy Jesosy.+