Ezra 9:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ry Jehovah Andriamanitry ny Israely ô, manao ny rariny ianao,+ satria mbola misy miangana izahay ka mbola velona hatramin’izao. Koa indreto izahay meloka eto anatrehanao, na dia tsy tokony hijoro eto anatrehanao aza izahay noho izay nataonay.”+ Nehemia 9:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Rariny ny anao matoa manjo anay izao rehetra izao. Tsy mivadika amin’ny teninao mantsy ianao, fa izahay no nanao ratsy.+
15 Ry Jehovah Andriamanitry ny Israely ô, manao ny rariny ianao,+ satria mbola misy miangana izahay ka mbola velona hatramin’izao. Koa indreto izahay meloka eto anatrehanao, na dia tsy tokony hijoro eto anatrehanao aza izahay noho izay nataonay.”+
33 Rariny ny anao matoa manjo anay izao rehetra izao. Tsy mivadika amin’ny teninao mantsy ianao, fa izahay no nanao ratsy.+