Mpitsara 3:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Rehefa niantso vonjy tamin’i Jehovah izy ireo,+ dia nisy olona nasain’i Jehovah namonjy azy ireo.+ Tsy iza izany fa i Otniela+ zanak’i Kenaza zandrin’i Kaleba. Mpitsara 6:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia namonjy anareo tamin’ny Ejipsianina sy tamin’izay rehetra nampijaly anareo aho. Noroahiko ny fahavalonareo, ary nomeko anareo ny taniny.+
9 Rehefa niantso vonjy tamin’i Jehovah izy ireo,+ dia nisy olona nasain’i Jehovah namonjy azy ireo.+ Tsy iza izany fa i Otniela+ zanak’i Kenaza zandrin’i Kaleba.
9 Dia namonjy anareo tamin’ny Ejipsianina sy tamin’izay rehetra nampijaly anareo aho. Noroahiko ny fahavalonareo, ary nomeko anareo ny taniny.+