12 Fa velona sy mahery ny tenin’Andriamanitra,+ sady maranitra noho ny sabatra roa lela,+ ary manindrona ka mahavita manavaka an’izay miseho etỳ ivelany sy ny any am-po, sady mahavita manasaraka ny tonon-taolana sy ny tsoka, ka mahay mamantatra ny eritreritry ny fo sy ny fikasany.