FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 10:17, 18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Fa hohenoinao kosa, Jehovah ô, ny fitalahoan’ny mpandefitra.+

      Hanatanjaka ny fony+ ianao sady hihaino tsara azy.+

      18 Hanome rariny ho an’ny kamboty ray sy izay ampijalina ianao,+

      Mba tsy hampatahotra azy ireo intsony ny olombelona mety maty, dia ny olona etỳ an-tany.+

  • Salamo 22:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Fa tsy ataony tsinontsinona na hoe odiany tsy hita ny fahorian’ny olona mijaly;+

      Tsy mba mihodina tsy hijery azy Izy.*+

      Henoiny kosa ny olona mijaly rehefa miantso vonjy aminy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara