Romanina 10:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Hoy anefa aho: Sao dia tsy naheno izy ireo? Raha ny marina, dia “efa nivoaka eran-tany ny tenin’izy ireo, ary tonga hatrany amin’ny faran’ny tany misy mponina ny hafatra nentiny.”+
18 Hoy anefa aho: Sao dia tsy naheno izy ireo? Raha ny marina, dia “efa nivoaka eran-tany ny tenin’izy ireo, ary tonga hatrany amin’ny faran’ny tany misy mponina ny hafatra nentiny.”+