Joba 36:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tsy miala eny amin’ny olo-marina ny masony;+Apetrany eo amin’ny seza fiandrianana miaraka amin’ny mpanjaka izy ireo,*+ ka misandratra mandrakizay. Salamo 34:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ny mason’i Jehovah mitsinjo ny olo-marina,+Ary ny sofiny mihaino ny antso vonjy ataon’izy ireo.+
7 Tsy miala eny amin’ny olo-marina ny masony;+Apetrany eo amin’ny seza fiandrianana miaraka amin’ny mpanjaka izy ireo,*+ ka misandratra mandrakizay.