Ezra 9:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary hoy aho: “Andriamanitro ô! Menatra sy sadaikatra aho ny hiandrandra any aminao, ry Andriamanitro ô! Fa lasa be dia be ny fahadisoanay ka mihoatra ny lohanay, ary efa manakatra ny lanitra ny helokay.+ Salamo 40:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Tsy voaisa ny loza manodidina ahy.+ Be loatra ny fahadisoana vitako ka tsy hitako izay lalan-kizorana;+Maro noho ny volon-dohako ireny,Ka kivy aho.
6 Ary hoy aho: “Andriamanitro ô! Menatra sy sadaikatra aho ny hiandrandra any aminao, ry Andriamanitro ô! Fa lasa be dia be ny fahadisoanay ka mihoatra ny lohanay, ary efa manakatra ny lanitra ny helokay.+
12 Tsy voaisa ny loza manodidina ahy.+ Be loatra ny fahadisoana vitako ka tsy hitako izay lalan-kizorana;+Maro noho ny volon-dohako ireny,Ka kivy aho.