1 Mpanjaka 11:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Naharitra 40 taona ny fotoana* nanjakan’i Solomona tany Jerosalema, teo amin’ny Israely rehetra. Mpitoriteny 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Ny tenin’ilay mpamory* vahoaka,+ ilay zanak’i Davida, ilay mpanjaka eto Jerosalema.+