11 Rehefa nisaintsaina ny zavatra rehetra nataon’ny tanako sy ny asa mafy rehetra nisasarako anefa aho,+ dia hitako hoe tsisy dikany ny zava-drehetra fa misambo-drivotra fotsiny.+ Tsy misy zavatra mba tena hoe misy vidiny* etỳ ambanin’ny masoandro.+
27 Miasà, nefa tsy hoe mba hahazoana sakafo mety simba, fa mba hahazoana sakafo maharitra izay hahazoana fiainana mandrakizay,+ dia ny sakafo homen’ny Zanak’olona anareo. Fa izy no nasian’Andriamanitra Ray tombo-kase hoe ankasitrahany.”+