Genesisy 8:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Manomboka izao, dia tsy hitsahatra eny ambonin’ny tany mihitsy ny famafazam-boa sy ny fijinjana, ny hatsiaka sy ny hafanana, ny fahavaratra sy ny ririnina, ary ny andro sy ny alina.”+ Mpitoriteny 1:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Lasa ny taranaka iray, ary mandimby azy ny taranaka iray,Fa ny tany kosa maharitra* mandrakizay.+
22 Manomboka izao, dia tsy hitsahatra eny ambonin’ny tany mihitsy ny famafazam-boa sy ny fijinjana, ny hatsiaka sy ny hafanana, ny fahavaratra sy ny ririnina, ary ny andro sy ny alina.”+