16 Na ny hendry mantsy na ny adala, dia tsy hoe hotsaroana foana.+ Samy ho hadino daholo ny olona, rehefa any aoriana any. Ary ahoana no hahafatesan’ny hendry? Mitovy amin’ny hahafatesan’ny adala ihany.+
5 Fa fantatry ny* velona hoe ho faty izy,+ fa ny maty kosa tsy mahalala na inona na inona,+ sady tsy mahazo valisoa* intsony, satria hadino daholo izay nahatsiarovana azy.+