FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 29:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Hanome hery ny vahoakany i Jehovah.+

      Hitahy ny vahoakany i Jehovah ka hanome azy fiadanana.+

  • Isaia 40:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 “Jereo ny lanitra ka banjino.

      Iza no namorona an’ireny zavatra ireny?+

      Izy Ilay mamoaka azy ireny hoatran’ny mamoaka tafika, sady manisa azy tsirairay,

      Ary miantso azy rehetra amin’ny anarany avy.+

      Matanjaka be izy ary tena mahatalanjona ny heriny,+

      Ka tsy misy banga ireny na iray aza.

  • Filipianina 4:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Fa manana ny hery hiatrehana an’izay rehetra mitranga aho, noho ilay manome hery ahy.+

  • Hebreo 11:33, 34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Nanam-pinoana izy ireo ka nandresy fanjakana,+ nampanjaka ny fahamarinana, nahazo fampanantenana,+ nanakombona ny vavan’ny liona,+ 34 namono afo niredareda,+ afaka nandositra lelan-tsabatra,+ nalemy nefa lasa nahery,+ lasa nahery tany an’ady,+ ary nampandositra miaramila nanafika.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara