Apokalypsy 21:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Hoy ihany izy tamiko: “Efa tanteraka izany! Izaho no Alfa sy Omega,* ny fiandohana sy ny fiafarana.+ Izay mangetaheta dia homeko rano maimaim-poana* avy amin’ny loharanon’ny ranon’aina.+ Apokalypsy 22:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Miteny tsy an-kijanona ny fanahy sy ny ampakarina+ hoe: “Avia!” Ary izay maheno, aoka hilaza hoe: “Avia!” Dia aoka ho avy izay mangetaheta.+ Ary izay maniry, aoka hisotro maimaim-poana amin’ny ranon’aina.+
6 Hoy ihany izy tamiko: “Efa tanteraka izany! Izaho no Alfa sy Omega,* ny fiandohana sy ny fiafarana.+ Izay mangetaheta dia homeko rano maimaim-poana* avy amin’ny loharanon’ny ranon’aina.+
17 Miteny tsy an-kijanona ny fanahy sy ny ampakarina+ hoe: “Avia!” Ary izay maheno, aoka hilaza hoe: “Avia!” Dia aoka ho avy izay mangetaheta.+ Ary izay maniry, aoka hisotro maimaim-poana amin’ny ranon’aina.+