Josoa 23:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Efa ho faty* aho izao. Ary fantatrareo tsara amin’ny fonareo manontolo sy ny tenanareo manontolo, fa tsy nisy tsy tanteraka na iray aza ny zava-tsoa rehetra nampanantenain’i Jehovah Andriamanitrareo anareo. Efa tanteraka taminareo daholo izy rehetra. Tsy nisy tsy tanteraka na iray aza.+ Isaia 45:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Nianiana tamin’ny tenako aho,Ary marina ny teny navoakan’ny vavako,Ka tsy maintsy ho tanteraka:+ Handohalika eo anatrehako ny olona* rehetra,Ary* hianiana amiko hoe tsy hivadika.+
14 “Efa ho faty* aho izao. Ary fantatrareo tsara amin’ny fonareo manontolo sy ny tenanareo manontolo, fa tsy nisy tsy tanteraka na iray aza ny zava-tsoa rehetra nampanantenain’i Jehovah Andriamanitrareo anareo. Efa tanteraka taminareo daholo izy rehetra. Tsy nisy tsy tanteraka na iray aza.+
23 Nianiana tamin’ny tenako aho,Ary marina ny teny navoakan’ny vavako,Ka tsy maintsy ho tanteraka:+ Handohalika eo anatrehako ny olona* rehetra,Ary* hianiana amiko hoe tsy hivadika.+