Isaia 61:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fa ianareo indray, hantsoina hoe mpisoron’i Jehovah.+Ary hiantso anareo hoe mpanompon’ilay Andriamanitsika izy ireo. Hihinana ny fananan’ny firenena ianareo,+Ary hirehareha amin’ny voninahitr’izy ireo.*
6 Fa ianareo indray, hantsoina hoe mpisoron’i Jehovah.+Ary hiantso anareo hoe mpanompon’ilay Andriamanitsika izy ireo. Hihinana ny fananan’ny firenena ianareo,+Ary hirehareha amin’ny voninahitr’izy ireo.*