Isaia 10:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Rehefa vitan’i Jehovah daholo ny asany eo amin’ny Tendrombohitra Ziona sy any Jerosalema, dia hosaziny* ny mpanjakan’i Asyria, satria maniratsira sy mirehareha ary manambony tena.+ Nahoma 3:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Rendremana ny mpiandry eo aminao, ry mpanjakan’i Asyria ô!Mijanona ao an-tranony ny olona ambony eo aminao. Miparitaka eny amin’ny tendrombohitra ny vahoakanao,Ary tsy misy mamory azy.+ Zefania 2:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Hanatsotra ny tanany mianavaratra izy ka handrava an’i Asyria.Ary hataony tsy misy mponina i Ninive,+ ka ho maina be hoatran’ny tany karakaina.
12 “Rehefa vitan’i Jehovah daholo ny asany eo amin’ny Tendrombohitra Ziona sy any Jerosalema, dia hosaziny* ny mpanjakan’i Asyria, satria maniratsira sy mirehareha ary manambony tena.+
18 Rendremana ny mpiandry eo aminao, ry mpanjakan’i Asyria ô!Mijanona ao an-tranony ny olona ambony eo aminao. Miparitaka eny amin’ny tendrombohitra ny vahoakanao,Ary tsy misy mamory azy.+
13 Hanatsotra ny tanany mianavaratra izy ka handrava an’i Asyria.Ary hataony tsy misy mponina i Ninive,+ ka ho maina be hoatran’ny tany karakaina.