Deoteronomia 32:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Izy ilay Vatolampy! Tonga lafatra ny zavatra ataony,+Fa manao ny rariny foana izy.*+ Andriamanitra mendri-pitokisana izy,+ ary sanatria azy ny hanao ny tsy rariny.+Marina sy mahitsy izy.+ Deoteronomia 32:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Tsy mitovy amin’ny Vatolampintsika mantsy ny vatolampin’ireny,+Ary na ny fahavalontsika aza niaiky an’izany.+
4 Izy ilay Vatolampy! Tonga lafatra ny zavatra ataony,+Fa manao ny rariny foana izy.*+ Andriamanitra mendri-pitokisana izy,+ ary sanatria azy ny hanao ny tsy rariny.+Marina sy mahitsy izy.+
31 Tsy mitovy amin’ny Vatolampintsika mantsy ny vatolampin’ireny,+Ary na ny fahavalontsika aza niaiky an’izany.+