Deoteronomia 32:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Rehefa mandranitra ny sabatro manjelanjelatra aho,Ary miomana hampihatra didim-pitsarana,+Dia hamaly faty ny fahavaloko aho,+Sy hamaly an’ireo mankahala ahy. Jeremia 47:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Ô ry sabatr’i Jehovah ô!+ Rahoviana ianao vao hangina? Miverena ao anaty tranonao. Mialà sasatra, dia mangìna.
41 Rehefa mandranitra ny sabatro manjelanjelatra aho,Ary miomana hampihatra didim-pitsarana,+Dia hamaly faty ny fahavaloko aho,+Sy hamaly an’ireo mankahala ahy.
6 “Ô ry sabatr’i Jehovah ô!+ Rahoviana ianao vao hangina? Miverena ao anaty tranonao. Mialà sasatra, dia mangìna.