Mika 5:13, 14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Hopotehiko ny sary sokitra ivavahanao sy ny tsangambatonao masina,Ka tsy hiankohoka eo alohan’ny asan’ny tananao intsony ianao.+ 14 Hongotako ny tsato-kazonao masina,*+Ary horavako tanteraka ireo tanànanao.
13 Hopotehiko ny sary sokitra ivavahanao sy ny tsangambatonao masina,Ka tsy hiankohoka eo alohan’ny asan’ny tananao intsony ianao.+ 14 Hongotako ny tsato-kazonao masina,*+Ary horavako tanteraka ireo tanànanao.