FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 49:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Mihobia, ry lanitra, ary mifalia, ry tany!+

      Aoka hifalifaly ny tendrombohitra sady hihoby.+

      Mampionona ny vahoakany mantsy i Jehovah,+

      Sady mamindra fo amin’izay mpanompony mijaly.+

  • Isaia 51:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Fa hampionona an’i Ziona+ i Jehovah.

      Hampiononiny daholo ny toerana ravarava ao.+

      Dia hataony ho toa an’i Edena+ ny tany efitra any,

      Ary ho toy ny zaridainan’i Jehovah ny lemaka karakaina.+

      Hiravoravo sy hifaly ny olona ao,

      Ary hanao fisaorana sy hira kanto.+

  • 2 Korintianina 1:3, 4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Hoderaina anie Andriamanitra Rain’i Jesosy Kristy Tompontsika,+ Rain’ny fangorahana+ sy Andriamanitry ny fampiononana rehetra!+ 4 Mampionona* antsika amin’ny fahoriana* rehetra mahazo antsika izy.+ Ary noho isika ampiononin’Andriamanitra,+ dia lasa haintsika koa ny mampionona+ an’izay miatrika fahoriana* isan-karazany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara