Isaia 62:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Izao no nolazain’i Jehovah hatrany amin’ny faran’ny tany: “Teneno i Ziona zanakavavy hoe:‘Efa kely sisa dia hovonjena ianao.+ Efa eny aminy ny valisoa homeny,Ary efa any aminy ny karama haloany.’”+ Apokalypsy 22:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “‘Ho avy haingana aho, ary efa vonona aho hamaly ny tsirairay arakaraka izay ataony.+
11 Izao no nolazain’i Jehovah hatrany amin’ny faran’ny tany: “Teneno i Ziona zanakavavy hoe:‘Efa kely sisa dia hovonjena ianao.+ Efa eny aminy ny valisoa homeny,Ary efa any aminy ny karama haloany.’”+