FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 49:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Tsy ho noana na hangetaheta izy ireo,+

      Ary tsy hodanihin’ny hafanana na ny masoandro.+

      Fa hitari-dalana azy Ilay mamindra fo aminy,+

      Ka hitarika azy ho eny amin’ny loharano.+

  • Ezekiela 34:15, 16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 “‘“Izaho mihitsy no hikarakara* ny ondriko,+ ary izaho no hitondra azy any amin’izay hatoriany”,+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony. 16 “Izay very hotadiaviko,+ izay diso lalana haveriko, ny maratra hasiako fehy lamba, ary ny malemy hohatanjahiko. Fa ny matavy sy ny matanjaka kosa haringako. Hotsaraiko izy dia hovaliako araka izay sahaza azy.”

  • 1 Petera 2:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Hoatran’ny ondry nania mantsy ianareo,+ saingy efa niverina tamin’ilay mpiandry+ sy mpiandraikitra anareo* ianareo izao.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara