Joba 38:4, 5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Taiza àry ianao tamin’izaho nanorina ny tany?+ Lazao ahy, raha mihevi-tena ho mahay ianao. 5 Iza no nametraka ny refiny, raha fantatrao?Ary iza no nanenjana ny tady nandrefesana azy?
4 Taiza àry ianao tamin’izaho nanorina ny tany?+ Lazao ahy, raha mihevi-tena ho mahay ianao. 5 Iza no nametraka ny refiny, raha fantatrao?Ary iza no nanenjana ny tady nandrefesana azy?