Jeremia 36:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nantsoin’i Jeremia avy eo i Baroka+ zanak’i Neria, ary notononin’i Jeremia taminy ny teny rehetra nolazain’i Jehovah. Dia nosoratan’i Baroka tao amin’ilay horonam-boky izany.+ Jeremia 36:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ary nomen’ny mpanjaka baiko i Jeramela zanaky ny mpanjaka sy Seraia zanak’i Azriela ary Selemia zanak’i Abdela, mba hisambotra an’i Baroka mpitan-tsoratra sy Jeremia mpaminany. Nafenin’i Jehovah+ anefa izy roa lahy.
4 Nantsoin’i Jeremia avy eo i Baroka+ zanak’i Neria, ary notononin’i Jeremia taminy ny teny rehetra nolazain’i Jehovah. Dia nosoratan’i Baroka tao amin’ilay horonam-boky izany.+
26 Ary nomen’ny mpanjaka baiko i Jeramela zanaky ny mpanjaka sy Seraia zanak’i Azriela ary Selemia zanak’i Abdela, mba hisambotra an’i Baroka mpitan-tsoratra sy Jeremia mpaminany. Nafenin’i Jehovah+ anefa izy roa lahy.