- 
	                        
            
            Jeremia 32:28, 29Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
- 
                            - 
                                        28 Koa izao no lazain’i Jehovah: ‘Hatolotro eo an-tanan’ny Kaldeanina sy Nebokadnezara* mpanjakan’i Babylona ity tanàna ity, ka ho azony.+ 29 Hiditra ato amin’ity tanàna ity ny Kaldeanina izay manafika azy, ka handoro azy. Hodorany+ koa ny trano nanoloran’ny olona fanatitra teny an-tampony, izany hoe nanaovana sorona ho an’i Bala sy nandrarahana fanatitra zava-pisotro ho an’ny andriamani-kafa mba hampahatezitra ahy.’+ 
 
-