Ezekiela 27:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Ry zanak’olona, manaova hira fisaonana an’i Tyro,+ Ezekiela 27:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Avy any Persa sy Loda ary Pota+ ny lehilahy ao amin’ny tafikao, izany hoe ny lehilahy mpiady nampiasainao. Nahanton’izy ireo teo aminao ny ampingany sy ny fiarovan-dohany, ka nataony lasa be voninahitra ianao.
10 Avy any Persa sy Loda ary Pota+ ny lehilahy ao amin’ny tafikao, izany hoe ny lehilahy mpiady nampiasainao. Nahanton’izy ireo teo aminao ny ampingany sy ny fiarovan-dohany, ka nataony lasa be voninahitra ianao.