Jeremia 25:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Koa nalaiko teny an-tanan’i Jehovah ilay kaopy dia nampisotroiko ny firenena rehetra nanirahan’i Jehovah ahy:+ Jeremia 25:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 ary ny hafa firenena rehetra ao amin’ny taniny; ny mpanjaka rehetran’i Oza; ny mpanjaka rehetran’ny Filistinina,+ Askelona,+ Gaza, Ekrona, ary izay sisa tavela ao Asdoda; Amosa 1:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Haringako ny mponina ao Asdoda+Sy ilay mpitondra* ao Askelona.+Ary hamely an’i Ekrona aho,+Ka ho ripaka izay sisa amin’ny Filistinina”,+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.’ Zefania 2:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 “Hahita loza ny olona mipetraka any amoron-tsiraka, dia ny firenen’ny Keretita!+ Manameloka anareo ny tenin’i Jehovah. Horavako ianao, ry Kanana tanin’ny Filistinina ô,Mba tsy hisy mponina intsony.
17 Koa nalaiko teny an-tanan’i Jehovah ilay kaopy dia nampisotroiko ny firenena rehetra nanirahan’i Jehovah ahy:+
20 ary ny hafa firenena rehetra ao amin’ny taniny; ny mpanjaka rehetran’i Oza; ny mpanjaka rehetran’ny Filistinina,+ Askelona,+ Gaza, Ekrona, ary izay sisa tavela ao Asdoda;
8 Haringako ny mponina ao Asdoda+Sy ilay mpitondra* ao Askelona.+Ary hamely an’i Ekrona aho,+Ka ho ripaka izay sisa amin’ny Filistinina”,+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.’
5 “Hahita loza ny olona mipetraka any amoron-tsiraka, dia ny firenen’ny Keretita!+ Manameloka anareo ny tenin’i Jehovah. Horavako ianao, ry Kanana tanin’ny Filistinina ô,Mba tsy hisy mponina intsony.